Ny boky mikasika ny “Fomba Fampianarana Moderna” izay nosoratako dia natao ho an’ny mpampianatra eto Madagasikara, kanefa mpampianatra maro avy amin’ny firenena samihafa manerana an’izao tontolo izao no nahazo tombony tamin’izany.
Boky amin’ny teny malagasy, maimaimpoana :
- Fomba Fampianarana Moderina ho an’ny Garabola sy ny Ambaratonga Fototra (Malagasy, PDF, 2MB)
- Fomba Fampianarana Moderina ho an’ny Garabola sy ny Ambaratonga Fototra (Malagasy, Word, 2MB)
Boky amin’ny teny anglisy, maimaimpoana:
- Modern primary and preschool teaching (Anglisy, PDF, 2MB)
- Modern primary and preschool teaching (Anglisy, Word, 2MB)
Mirary anareo handray anjara amin’ity tetik’asa ity izahay amin’ny alalan’ny tsikera na fanohanana raha toa ka hitanareo fa nanampy anareo izany. Afaka arotsaka ao amin’ny https://www.paypal.me/RobertMacGregor ny fanohananareo.