Ity boky ity dia nosoratana mba hanatsarana ny fanabeazana eto Madagasikara ary amin’ny toeran-kafa koa. Raha mandika ity boky ity ianao dia iangaviana mba:
- Hitazona ny anarako ho mpanoratra sy ity fanambarana ny zon’ny mpamorona ity.
- Hampahafantatra ahy ny fomba nanampian’ity boky ity anao na ny toerana misy anao. Manomeza fanitsiana na hevitra. Mifandraisa amiko amin’ny alalan’ity tranonkala ity: http://www.mada-enseignants.org
- Handika ity boky ity araka izay ilainao azy nefa angatahina mba hatao amin’ny vidiny mirary hatrany izany.
- Hijery ny “version” farany ao amin’ity tranonkala manaraka ity ilay mpanonta ilay boky http://www.mada-enseignants.org
Hanohana ireo mpampiofana mpampianatra amin’ny alalan’ny fanomezana vola fanampiana.