Tohin’ny “Fomba Fampianarana Moderina” ity boky ity, ary mahasahana lohahevitra isan-karazany
natao hampivoarana ny fomba fampianaranao.
- Misaintsaina momba ny fampianarana
- Paik’ady fianarana mavitrika kokoa
- Eritreritra ao an-tsaina sy azo tsapain-tànana
- Karazam-panontaniana misokatra sy mihidy
- Utilisation de chapeaux de réflexion.
- Satroky ny saina enina
- Enseigner des histoires.
- Marina ve sa tsia?
- Fampianarana tantara
- Toro-hevitra ho an’ny sekoly Kristiana
- Lesona famakian-teny
- Lesona ampiasana “échafaudage”
- Fanafanana ny lesona
- Fahasarotana amin’ny fanomanan-desona
Alaivo maimaim-poana amin’ny halalan’ny rohy ny boky:
- Fomba Fampianarana Moderina 2: Fomba Avo Lenta kokoa (Malagasy, pdf)
- Fomba Fampianarana Moderina 2: Fomba Avo Lenta kokoa (Malagasy, word)
- Modern Teaching Methods 2: Advanced methods (Anglisy, pdf)
- Modern Teaching Methods 2: Advanced methods (Anglisy, word)