LOHARANO ATERINETO

Maro ireo loharano tsara ato amin’ny aterineto izay hanampy anao amin’ny fampianaranao. Ireo etsy ambany ireo dia anisany tiako indrindra. Ny sasany amin’izy ireo dia afaka alaina amin’ny aterineto ka afaka ampiasaina ivelan’ny aterineto.

Boky

Fitaovana ho an’ny mpampianatra rehetra

https://www.textbookequity.org/

Fiarovana ny ankizy: Ny fiarovana amin’ireo loza ateraky ny aterineto eto Madagasikara: http://www.arozaza.mg/

“Autisme” https://www.autismemadagascar.org/guide-pdf/guide-autisme-1/

Wikipedia – Encyclopédie maimaimpoana mila aterineto: Anglisy / Frantsay / Malagasy (Mbola voafetra ny zavatra voarakitra ao)

Khan academy: Horonan-tsary maimaimpoana mikasika ireo zavatra ianarana any an-tsekoly. Ampiasao any amin’ny kilasy ampianarinao na ento ampianarana ny tenanao mikasika ireo zavatra tsy mazava loatra aminao. Mila aterineto matanjaka: AnglisyFrantsay. Misy horonantsary tsy mila aterineto afaka alaina ao amin’ity tranonkala ity https://learningequality.org/ka-lite/. Noho ny hamaroan’ireo horonantsary ireo, izay manasarotra ny fakana azy dia afaka miantso anay fotsiny ianao mba hahafahanao maka azy ireo.

Wiktionary: Dictionnaire maimaimpoana ao amin’ny aterinetoAnglisy / Frantsay / Malagasy

Dictionnaire Malagasy ao amin’ny aterineto: http://tenymalagasy.org

Fitaovana afaka ampiasaina ivelan’ny aterineto avy amin’ny Kiwix: Kiwix dia ahafahanao maka ressources maro afaka ampiasaina ivelan’ny aterineto, toy ny Wikipedia na Wictionary. Alaovy ao amin’ny http://www.kiwix.org/fr (frantsay) na http://www.kiwix.org (anglisy).

Fitaovana ho an’ny mpampianatra siansa

EDUCMAD: Tranonkala ho an’ny mpampianatra siansa eny amin’ny Lycée: http://www.accesmad.org/ izay hahitana famakiam-boky elektironika ao amin’ny http://mtkfr.accesmad.org/LotusQuickr/accesmad/Main.nsf

PHET – Simulation mikasika ny siansa manontolo amin’ny teny frantsay na anglisy. https://phet.colorado.edu/fr/simulations. Afaka alaina amin’ny aterineto.

https://www.falstad.com/circuit/

Fitaovana ho an’ny mpampianatra fiteny

http://www.bbc.co.uk/languages/ – Fianarana fiteny maro izay ahitana ny antsipiriany mikasika izany.

Fampiofanana mpampianatra

Ny Open University any amin’ny Royaume Uni dia namokatra fitaovana ho an’ny fampiofanana mpampianatra izay mifototra amin’ny fampianarana taranja amin’ny teny frantsay: http://www.open.edu/openlearnworks/course/view.php?id=2046

Méthodes, stratégies et technologies pédagogiques pour répondre aux besoins de tous les apprenants (traduit par google)

 

Tahirin-kevitra Kristiana:

Tantara ara-baiboly ho an’ny ankizy: https://bibleforchildren.org/languages/malagasy/stories.php

Ny Testamenta Vaovao Audio: https://live.bible.is/bible/MLGRPV/MAT/1?audio_type=audio_drama